23/04/2023
Ny vokatra vokarina ato amin'ny Produits de la ferme SD dia efa azonao jifaina aminireto toerana manaraka ireo indrindra fa ny Karatok's vita avy amin'ny kisoa.
Karatok's : Nature, Spicy ( Pimenté ), Poivré
Vidiny :
6000ar/barquette Prix détaillé
5000ar/barquette Prix de gros
Confiture de:
Fraise, Pomme, mangue,
Mûre, Citrouille à la cannelle, pok pok
Vidiny : 12000ar/bocal
Purée de piment 50ml : 5000ar
Saindoux de porc 200ml : 6000ar
Saindoux 500ml : 10.000ar
Livraison : Province, Tana à partir de 3000ar. Raha misy mahalina anao ary dia alefaso mp ny commande nao. Na miantsoa mivantana
Tél. 034.29.661.56 / 032.86.625.76
Ho an'AMBOHIMANARINA sy ny manodidina dia efa azonao jifaina ao amin'ny MINI-MARKET RABEGADOA, lmmeuble RABEGADOA ANOSISOA près de la banque BOA AMBOHIMANARINA misy arrêt bus 112, 114, 194, 105 eo ny vokatra vokarin'ny Produits de la ferme SD indrindra fa ny Karatok's amin'ny vidiny 6000ar hatrany Alatsinainy ka hatramin'ny Alahady ka @ 7h maraina hatramin'ny 8h alina.
Tél. 034 20 517 55 / 032 48 185 26
AMPEFILOHA
SUPÉRETTE AMPEFILOHA:
Ahitanao ihany koa ny vokatrin'ny Produits de la ferme SD indrindra fa ny Karatok's ny Alatsinainy ka hatramin'ny Alahady
@ 7h maraina ka hatramin'ny 9h alina
Tél. 034 55 514 13
ALAKAMISY AMBOHIDRATRIMO
Ao amin'ny AMBOARA MARKET akaikin'ny pharmacie AMBOARA trano MAINTSOMAINTSO BE no ahitanao ihany ko ny vokatrin'ny Produits de la ferme SD indrindra fa ireo Karatok's amin'ny vidiny 6000ar hatrany.
Ny Alatsinainy ka hatramin'ny Alahady
Tel:034.31.947.09
Ho an'ny TOAMASINA dia efa azonao jifaina ihany koa ao amin'ny : BOUTIQUE STATION JOVENA DÉPÔT na Mangareza toamasina amin'ny vidiny 6000ar hatrany ny Karatok's ny Alatsinainy ka hatramin'ny Alahady ka hatramin'ny 7h30 -19h
Tél. 034 94 899 88
(ferme urbain)