Ferme pondeuse Australorp

Ferme pondeuse Australorp Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ferme pondeuse Australorp, Pet breeder, Antananarivo.

Salama daholo o ❤️❤️Ireto indray ary ny vokatra ho antsika eee,,,  Kely efa 3 mois,, misy 5 isa ireo  vantony kely 3,5 m...
17/02/2025

Salama daholo o ❤️❤️
Ireto indray ary ny vokatra ho antsika eee,,,
Kely efa 3 mois,, misy 5 isa ireo
vantony kely 3,5 mois misy 5 isa ihany koa,,, (Avo be ireo sady vaventy) Salama tsara daholo ireo, taiza gasigasy ❤️
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Livraison à partir 3000ar
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara
Mirary soa antsika rehetra e ❤️❤️

Miarahaba antsika rehetra o 😍Ireto indray ary ny vokatra manaraka ho antsika ?? ❤️, vaovao tsara sady fécondé (11isa)   ...
10/02/2025

Miarahaba antsika rehetra o 😍
Ireto indray ary ny vokatra manaraka ho antsika ??
❤️, vaovao tsara sady fécondé (11isa)
efa 1 semaine matanjaka tsara,, (12isa)
Parents Tena vaventy tsara, manatody lava ihany Koa,,,mazaka ny toe-tany eto amintsika.
Parents visible hatrany ho antsika rehetra 😊
Toerana:Ambohimangakely
Livraison à partir 3000ar
Tel:0384077711
Mankasitraka daholo

Miarahaba antsika rehetra o❤️Ho an'ireo izay nitady ary dia indro ny vokatra,,,   azo akotrika  ,,, pondeuse noir ilay T...
06/02/2025

Miarahaba antsika rehetra o❤️
Ho an'ireo izay nitady ary dia indro ny vokatra,,, azo akotrika ,,, pondeuse noir ilay Tena maro atody ny parents an'ireo,
Atody vaovao tsara daholo ary fecondé😊 (10isa ireo)
Prix:4000ar/1
Parents afaka jerena Mivantana hatrany 😊
Toerana:Ambohimangakely
Tel: 0384077711
Mankasitraka tompoko

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy ❤️Ireto indray ny Sarintsika anio ary e 😍😍😍Race: ❤️Anisan'ireo race tranainy indrind...
24/01/2025

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy ❤️
Ireto indray ny Sarintsika anio ary e 😍😍😍
Race: ❤️
Anisan'ireo race tranainy indrindra tato aminay,,, roa amin'izy ireo no zokiny indrindra ato,, efa 2 taona sy tapany nanatodizana ary mbola mandatsaka soamantsara😊
Marihina fa mandritra ny telo taona ity karazany ity manatody foana 😍
Karazan'akoho maro atody indrindra eran_tany ny Australorp ary ornements ihany Koa izy ❤️
Mahafinaritra ny miompy azy 😍😍

Salama daholo o,, Ireto indray ary ny vokatra ato amintsika ee😊😊-Atody vaovao tsara azo akotrika   misy 10 isa -Poussin ...
22/01/2025

Salama daholo o,, Ireto indray ary ny vokatra ato amintsika ee😊😊
-Atody vaovao tsara azo akotrika misy 10 isa
-Poussin kuroiler 1 semaine, 5 isa efa herinandro matanjaka tsara (vendu)
Parents Tena vaventy sady race pur tsy mifangaro afaka tsidihana tsara ❤️
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara 😊
Livraison à partir 3000ar
Mankasitraka daholo o😍😍

Pika sarintsika anio ❤️❤️Race:   Izy mivady ireto moa no goavana indrindra ato aminay ❤️Afaka herinandro vitsivitsy dia ...
16/01/2025

Pika sarintsika anio ❤️❤️
Race:

Izy mivady ireto moa no goavana indrindra ato aminay ❤️
Afaka herinandro vitsivitsy dia disponible amin'izay ny atody sy poussin 😊

Salama daholo o ❤️Ankasitrahana an'Andriamanitra hatrany ireto aina vaovao nomeny ireto 😊  (Ity Karazany ity ilay manato...
14/01/2025

Salama daholo o ❤️
Ankasitrahana an'Andriamanitra hatrany ireto aina vaovao nomeny ireto 😊
(Ity Karazany ity ilay manatody mandritra ny telo taona).

Efa commande avokoa ny akanga Kely fa sisa
Prix Australorp :10.000ar/1
Misy 8 isa ireo, efa Tena matanjaka tsara 😊
Parents afaka tsidihana hatrany😊
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711

Miarahaba antsika rehetra o 😍Ireto indray ary ny vokatra ho an'ireo izay nitady e 😊  azo akotrika pondeuse noir  :10 isa...
09/01/2025

Miarahaba antsika rehetra o 😍
Ireto indray ary ny vokatra ho an'ireo izay nitady e 😊
azo akotrika pondeuse noir :10 isa😊
azo akotrika : 11 isa 😊
NY parents race pur tsara daholo ary afaka jerena Mivantana hatrany 😍
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Mankasitraka daholo ❤️

Salama daholo ❤️❤️Pika sary Kely harivariva an'ireto haingotanananay ireto ❤️❤️Race:     Anaty production tanteraka moa ...
07/01/2025

Salama daholo ❤️❤️
Pika sary Kely harivariva an'ireto haingotanananay ireto ❤️❤️
Race:


Anaty production tanteraka moa izy reto Zao, anisan'ny Akoho mpanatody lava ity Karazany ity, mahafinaritra foana ny miompy azy sady anti-stress ihany Koa ireo an 😁
Mirary soa antsika rehetra dia Samia ho tahin'Andriamanitra daholo ❤️

Salama daholo o❤️Ho an'ireo tsy nahazo farany teo dia mbola mitohy hatrany ny tolotra Bonne annee ho antsika rehetra😊Ato...
06/01/2025

Salama daholo o❤️
Ho an'ireo tsy nahazo farany teo dia mbola mitohy hatrany ny tolotra Bonne annee ho antsika rehetra😊
Atody azo akotrika , vaovao tsara ireo ary vaventy tsara ny parents😊
11 isa Alefa 30.000ar izy rehetra mitambatra,, afaka tsidihana tsara ny parents
Toerana:Ambohimangakely
Tel:0384077711
Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra rehetra manerana an'i Madagasikara 😊
Mankasitraka daholo o ❤️ ❤️

Sarintsika anio o, ❤️Izy no  😂😘Race:  Anisan'ireo projet avy any atsimo izy. Pondeuse moa izy ity sady vaventy vatana,, ...
04/01/2025

Sarintsika anio o, ❤️
Izy no 😂😘
Race:
Anisan'ireo projet avy any atsimo izy.
Pondeuse moa izy ity sady vaventy vatana,, tsy mikotrika😊
Telo volana mahery kely nanatodizana izy hatreto ary efa 90 isa tsy latsaka ny atodiny, reny nojifaintsika ireny, na orana na hafanana be tsy mbola napiato azy tsy hanatody andro iray 😊
Anisan'ny tena mpamokatra atody izy ary Tena mpanenjika commande 😁😊
Mahafinaritra foana zareo ny miompy an 😘
Mankasitraka antsika rehetra dia mirary soa daholo ary Samia ho tahin'Andriamanitra ❤️❤️❤️

Salama daholo ❤️ ❤️Dia Arahabaina zareo Nahatratra ny taona daholo an 😊Enganie ity taona vaovao ity hitondra soa sy fana...
02/01/2025

Salama daholo ❤️ ❤️
Dia Arahabaina zareo Nahatratra ny taona daholo an 😊
Enganie ity taona vaovao ity hitondra soa sy fanambinana ho antsika,, ho taom-pahombiazana ary Koa fananganana ireo izay rava rehetra 😊
Tolotra Bonne Annee ho antsika ary ireto atody azo akotrika race pur ireto, vaovao tsara ireo 😊
11 isa Alefa 30.000ar mitambatra ireo ❤️❤️
Parents afaka tsidihana tsara an
Tel:0384077711
Toerana:Ambohimangakely
Mankasitraka daholo o❤️❤️

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy amin'izao andro noely izao❤❤❤Mirary soa sy fahombiazana ho antsika,, dia mba...
25/12/2024

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy amin'izao andro noely izao❤❤❤
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika,, dia mba enga anie samy ahatratry ny faran'ny taona sy ny taona vaovao daholo❤🥰🥰
Sary vitsivitsy notsongaina mba andravahantsika ity anio ity 😊😊
Mankasitraka dia tahin'i Jesosy daholo zareo an🥰🥰🥰

Salama daholo o🥰 Ankasitrahana an'Andriamanitra hatrany☺Ireo indray ary ny vokatra e, Poussin pondeuse Australorp noir 😍...
20/12/2024

Salama daholo o🥰
Ankasitrahana an'Andriamanitra hatrany☺
Ireo indray ary ny vokatra e, Poussin pondeuse Australorp noir 😍
Efa 1 semaine matanjaka tsara,, marihina fa ity karazany ity moa ilay manatody mandritra ny telo taona, tsy mikotrika ary izy moa dia ornements ihany koa 💕
Prix ataontsika promotion foana an ❤
:35000ar izy efatra mitambatra
: Ambohimangakely
: 038 40 777 11
Parents visible hatrany 🙂
Mankasitraka daholo o🥰

Salama daholo ❤❤ , isaorana an'Andriamanitra hatrany 🥰Ireto amizay ary ny vokatra ee, ho antsika rehetra nitady,, na koa...
19/12/2024

Salama daholo ❤❤ , isaorana an'Andriamanitra hatrany 🥰
Ireto amizay ary ny vokatra ee, ho antsika rehetra nitady,, na koa mba te hiompy ahazahoana zanany na koa mba hanao croisement,
Sady matsiro ny henan'izy tony an 🥰
Afaka ampiarahina amin'ny akoho kely ihany koa ny fiompiana azy ireo 😊
Semoule madinika sy demarrage no sakafony😊
Akanga kely ary e 🥰🥰🥰 efa matanjaka tsara ary efa misakafo,, 26 isa izy ato
Misy ihany koa ny atodin'akanga azo akotrika an, 32 isa😊,
Araraoty ary e❤
Toerana:Ambohimangakely
Tel: 038 40 777 11
Mankasitraka daholo ❤❤❤❤

Salama daholo 😊Atody Kuroiler azo akotrika indray no disponible o❤Ny kuroiler moa dia sady akoho mpanatody lava  no sady...
16/12/2024

Salama daholo 😊
Atody Kuroiler azo akotrika indray no disponible o❤
Ny kuroiler moa dia sady akoho mpanatody lava no sady vaventy vatana rahateo 😊
Ataontsika promotion ny prix anio dia Araraoty ary fa 30.000ar ireo atody 11 ireo,
Atody vaovao daholo sady fecondé tsara 💕
Parents afaka jerena mivantana tsara mihitsy, race pur ireo 😊😊
Toerana:Ambohimangakely
Tel:038 40 777 11
Mankasitraka daholo ❤❤❤

Salama daholo o,,, Ireto roa ireto sisa no disponible amin'ilay Sussex patte Blanche Hermine noir 😍❤️Race geant sady vav...
10/12/2024

Salama daholo o,,, Ireto roa ireto sisa no disponible amin'ilay Sussex patte Blanche Hermine noir 😍❤️
Race geant sady vaventy vatana,
2 mois mahery ny ray dia 3,5 mois ny anankiray,,
Vavy daholo 😊
Toerana :Ambohimangakely
Tel:0384077711

Vokatra manaraka 😊😊😊Sussex patte Blanche Hermine noir  indray ary no Alefa e 😍,,2 mois, 3 mois, 4 mois, 5 mois ireo amin...
09/12/2024

Vokatra manaraka 😊😊😊
Sussex patte Blanche Hermine noir indray ary no Alefa e 😍,,
2 mois, 3 mois, 4 mois, 5 mois ireo amin'ny sary ireo, vavy telo dia lahy iray,,, akoho salama tsara daholo 😍
Toerana : Ambohimangakely
Tel:0384077711

Address

Antananarivo
103

Telephone

+261384077711

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ferme pondeuse Australorp posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category