Fish Farm Anosy

Fish Farm Anosy Mpamatsy zana-trodro Tiapia sy carpe. Mpamokatra provende ho an’ny trondro sy ny bibi-fiompy rehetra.

🚚 Fanaterana zana-trondro - Empoissonnement 🐟📝Tantarainay aminareo eto indray ny ataonay rehefa manatitra zana-trondro i...
21/04/2024

🚚 Fanaterana zana-trondro - Empoissonnement 🐟

📝Tantarainay aminareo eto indray ny ataonay rehefa manatitra zana-trondro izahay (izahay no manao ny livraison) :
⚱️Zana-trondro sous conditionnement no aterinay any aminareo (anaty pochette oxygénée).
🎁 Miampy 5%n'ny isan'ny zana-trondro vidianareo no aterinay.
🥼Alohan'ny handefasana ny zana-trondro ao anaty dobo dia mijery ny toetry ny rano izahay (pH, température ary oxygène).
💡Manome torohevitra amin'ny fanomezana sakafo azy ireo ihany koa izahay.

🎖🎖 Izany rehetra izany dia natao mba hahatsara ny vokatra azontsika.

📨Aza misalasala mandefa mp raha misy afaka hanampiana anao.

"Votre allier pour vos projets de pisciculture".




14/04/2024

🐟 Jerenareo anie ny fitombony eh? 😲

Ny 23 novambra lasa teo no naterina ireto trondro ireto.🐠🐠
🧐 Rehefa natao ny suivi azy ireo dia hita fa mitombo tsara. Nomena toromarika ny mpiompy mahakasika ny fanomezana sakafo azy ireo. Izany mba hahazoana ny lanja 250g (farafahakeliny) rehefa feno ny enim-bolana.
✅️ Vinavinaina havoaka amin'ny faran'ny volana may any moa izy ireto.

💪 Tsy tapitra eo amin'ny fanaterana zana-trondro ny fiaraha-miasantsika. Manampy sy manohana anareo hatrany izahay mba hahatraranareo ny tanjona.

🤝 Votre allier pour la réalisation de vos projets de pisciculture.





🏆 Association Avotra - étude de faisabilité  🏆🔍 Nitsirika ny tany ho asian'ny Association Avotra ny dobo-trondrony izaha...
07/04/2024

🏆 Association Avotra - étude de faisabilité 🏆

🔍 Nitsirika ny tany ho asian'ny Association Avotra ny dobo-trondrony izahay ny sabotsy 30 marsa lasa teo. Nanome toro-hevitra amin'ny fanamboarana dobo mba hahazoan'izy ireo vokatra tsara.

☺️ Raha tsiahivina dia nahazo zana-trondro avy aty amin'ny Fish Farm Anosy izy ireo rehefa nandray anjara tamin'ny "Savoir au féminin" tamin'ny 08 marsa. Manampy sy manohana azy ireo ihany koa izahay ankoatry ny zana-trondro.

📖 Ho antsika manam-paniriana hiompy trondro dia tsara raha atao manaraka ny teknika ilain'ny fiompiana ny dobo izay ho amboarina. Manampy antsika mba hi-optimiser ny investissement izany fa manampy antsika hahamatihanina ny fiompiana ihany koa. Ary indrindra, isan'ny miantoka betsaka ny fahombiazana sy ny fahatsaran'ny vokatra. Aza misalasala miantso anay.




05/04/2024

« Ahafahana mahazo tombony 100% ny fiompiana trondro »

31/03/2024
29/03/2024
❓️ Mahavelona tokoa ve ny fiompiana trondro?Hizara antony dimy hirosoana amin'ny fiompiana trondro izahay androany. Anko...
29/03/2024

❓️ Mahavelona tokoa ve ny fiompiana trondro?

Hizara antony dimy hirosoana amin'ny fiompiana trondro izahay androany. Ankoatran'ny hoe matsiro ny trondro 😋

Afaka mizara ao amin'ny commentaires ireo izay mahita antony hafa.




🔍 Fitsirihana ny dobo alohan'ny andefasana zana-trondroTaorian'ny fiofanana nokarakarain'ny DRPEB Anosy natrehin'izy ire...
25/03/2024

🔍 Fitsirihana ny dobo alohan'ny andefasana zana-trondro

Taorian'ny fiofanana nokarakarain'ny DRPEB Anosy natrehin'izy ireo. Dia niantso anay izy ireo mba hijery akaiky ny dobo alohan'ny handefasana zana-trondro 🐟

🧪 Nila natao ajustement ny pH-n'ny dobo satria acide loatra ka mety tsy ahafahana mamokatra araka ny tokony ho izy. Nofafazana chaux aloha ny dobo ary herinandro taorian'izay dia hita fa nahafeno ny fepetra tsara hiompiana trondro.
Ho avy tsy ho ela ny zana-trondro 😉

❗️❗️ Ho antsika izay maniry hiompy trondro. Tsara raha jerena mialoha ny toerana ahafahana maka toky fa mahafeno ny fepetra hahatomombana ny fiompiana ny dobo.

📲 Aza misalasala miantso anay fa vonona izahay hanampy anareo.

18/03/2024

Ny famafazana CHAUX amin’ny dobo tany alohan’ny ampidirana rano ao aminy dia manampy amin’ny famonoana ny biby kely izay mety hihinana ny zana-trondro. Mahatonga ny dobo tsy ho be fotaka sy mba ho maina ireo matière organika rehetra miagona ao anatiny. Mahatonga ny pH-n'ny rano mba ho basique ihany koa.

✊️✊️Team building - mars 2024🫶 Nanatanteraka team building ny ekipan'ny Fish Farm Anosy. Izany dia natao mba hanamafisan...
16/03/2024

✊️✊️Team building - mars 2024

🫶 Nanatanteraka team building ny ekipan'ny Fish Farm Anosy. Izany dia natao mba hanamafisana ny firaisan-kina eo amin'ny ekipa.
📖 Nohamafisina ihany koa ny traikefa tamin'ny alalan'ny formation.
🤝 Fotoana nifankafantarana bebe kokoa sy nialana voly ihany koa.



♀️ "Savoir faire féminin" isan'ireo hetsika notanterahina nandritry ny fankalazana ny 8 marsa teto Taolagnaro.🏆Ny alatsi...
11/03/2024

♀️ "Savoir faire féminin" isan'ireo hetsika notanterahina nandritry ny fankalazana ny 8 marsa teto Taolagnaro.

🏆Ny alatsinainy 11 marsa no nozaraina ny lokan'ireo nandray anjara tamin'izany.
Isan'ireo nanolotra loka ny Fish Farm Anosy (zana-trondro 200). Ka ny Association Avotra izay tarihin'i Soeur Georgette no nahazo izany loka izany tao amin'ny catégorie "Coup de coeur" 💓

🤗 Faly ny Association Avotra satria isan'ny nangatahany tamin'i Mme Gouverneur ny hanohanana azy ireo amin'ny akora fototra ahafahan'izy ireo manatanteraka tetik'asa fihariana 💰

Mirary soa ny Association Avotra. Ary mankasitraka an'i Mme Gouverneur sy ny EFOI nikarakara ny hetsika ho fanampiana ny vehivavy👩‍💼

🐟 Ny zana-trondro moa dia ho alainy amin'ny fotoana mahamety azy.

09/03/2024

❓️Inona moa ilay hoe Conditionnement ana zana-trondro?

Ao anaty video ny valiny 😉





22/02/2024

Fampisehoana tamin’ireo mpiofana ny fomba hamantarana ny trondro lahy sy ny trondro vavy.
Natao tamin’ny fidinana an-kianja nandritry ny fiofanana notanterahin’ny DRPEB Anosy.

Fiofanana fiompiana trondro 🐟📍Isan'ireo toerana notsidihina tamin'ny fidinana an-kianja ny toeram-pamokaran'ny Fish Farm...
18/02/2024

Fiofanana fiompiana trondro 🐟

📍Isan'ireo toerana notsidihina tamin'ny fidinana an-kianja ny toeram-pamokaran'ny Fish Farm Anosy.
Aza misalasala manantona anay raha manana fanontaniana mahakasika ny fiompiana trondro fa vonona hanampy anareo izahay.
Hisaorana hatrany ny Drpeb Anosy amin'ny fiaraha-miasa.




📢 Mbola mitohy ny tolotra 📢🐟 Ny fepetra ahazoana ny tolotra :✅️ Nanatrika ny fiofanana ny 15 hatramin'ny 17 febroary eny...
15/02/2024

📢 Mbola mitohy ny tolotra 📢

🐟 Ny fepetra ahazoana ny tolotra :
✅️ Nanatrika ny fiofanana ny 15 hatramin'ny 17 febroary eny amin'ny Le Port Hotel.
✅️ Mividy zana-trondro 500 isa na mihoatra ato amin'ny Fish Farm Anosy.
✅️ Commande-na zana-trondro voaray mialohan'ny faran'ny volana marsa 2024.
✅️ Fitaizana fia eto Fort-Dauphin sy ny manodidina.

🐟 Ny ao anatin'ny tolotra
🎁 Conditionnement : Zana-trondro vonona ho amin'ny fitanterana (efa ao anaty sachet misy oxygène)
🎁 Accompagnement et suivi : Manampy anao amin'ny torohevitra sy ny fanarahana maso ny fiompiana mandritry ny fotoam-pamokarana iray (6 volana)

Ho famoandrosoana ny fihariana manga.

📢 Tolotra miavaka 📢Ho antsika izay hanatrika ny fiofanana izay karakarain'ny Drpeb Anosy eny Soanierana. Manana tolotra ...
07/02/2024

📢 Tolotra miavaka 📢

Ho antsika izay hanatrika ny fiofanana izay karakarain'ny Drpeb Anosy eny Soanierana. Manana tolotra miavaka ho anareo izahay.

🐟 Ny fepetra ahazoana ny tolotra :
✅️ Nanatrika ny fiofanana ny 08 sy 09 febroary ho avy izao eny Soanierana.
✅️ Mividy zana-trondro 500 isa ato amin'ny Fish Farm Anosy farafahakeliny.
✅️ Commande-na zana-trondro voarainay mialohan'ny faran'ny volana marsa 2024.
✅️ Dobo eto Fort-Dauphin sy ny manodidina.

🐟 Ny ao anatin'ny tolotra
🎁 Conditionnement : Zana-trondro vonona ho amin'ny fitanterana (efa ao anaty sachet misy oxygène)
🎁 Accompagnement et suivi : Manampy anao amin'ny fanorona hevitra sy ny fanarahana maso ny fiompiana mandritry ny fotoam-pamokarana iray (max. 6 volana)

Ho fampiroboroboana ny fihariana manga.

👉 Technique de culture sur film nutritif 👈🐟 Bassin hors sol + voly salady, petsay 🥬 ary tomates 🍅.Nahazo aina be ny sala...
15/10/2023

👉 Technique de culture sur film nutritif 👈

🐟 Bassin hors sol + voly salady, petsay 🥬 ary tomates 🍅.

Nahazo aina be ny salady ✅






📣📣 Alevins disponibles☀️Efa tena mafana ny andro. Toetr'andro mampahazo aina tsara ny trondro 🐟Efa manomboka ny campagne...
14/10/2023

📣📣 Alevins disponibles

☀️Efa tena mafana ny andro. Toetr'andro mampahazo aina tsara ny trondro 🐟
Efa manomboka ny campagne an!
Izay tonga aloha no mahazo aloha.

Aza misalasala mifandray aminay 📞📨




10/10/2023

🎥🎥 Vidéo aquaponie 1

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara tamin'ny FAQ ❓❓
Ity ny vidéo voalohany hamaliana ny fanontaniantsika mahakasika ny aquaponie.





❓ Système aquaponique ❓Mba ahafahanay manome ny fanazavana rehetra ilaintsika mahakasika ny aquaponie dia apetraho ao am...
04/09/2023

❓ Système aquaponique ❓
Mba ahafahanay manome ny fanazavana rehetra ilaintsika mahakasika ny aquaponie dia apetraho ao amin'ny commentaires ny fanontaniantsika.

Ho valiana anaty vidéo 🎥 izany.




Le système aquaponique en image simplifiée.Sady mahazo trondro no mahazo fangarony 😉
19/08/2023

Le système aquaponique en image simplifiée.

Sady mahazo trondro no mahazo fangarony 😉




🎣 Pêche contrôle et 👩‍🔧 entretien bâche.Afaka jerena ety Lanirano ilay modèle système aquaponique 🥬➕🐟
13/08/2023

🎣 Pêche contrôle et 👩‍🔧 entretien bâche.

Afaka jerena ety Lanirano ilay modèle système aquaponique 🥬➕🐟




08/08/2023

Salama oh! 👋

Ity vidéo ity indray dia mamelabelatra ny pisciculture en bac 🎣 sy maraîchage hors sol 🥬.

Ny tombony azo aminy :
✅ Tsy mampiasa zezika ho an'ny fambolena satria ny rano hiompiana trondro no manome zezika.
✅ Afaka atao eo an-tokotany fa tsy voatery manana toerana malalaka sy misy rano mandeha.
✅ Ahazoana vokatra mahafa-po amin'ny fiompiana trondro ao anatin'ny 5-6 volana.

💡Raha mahaliana anao ity système ity dia aza misalasala manantona anay.


FIOMPIANA TRONDRO Manan-danja lehibe eo amin'ny seham-pihariana ny fiompiana trondro. Azo atao ny manao fiompiana trondr...
06/08/2023

FIOMPIANA TRONDRO

Manan-danja lehibe eo amin'ny seham-pihariana ny fiompiana trondro. Azo atao ny manao fiompiana trondro hors sol, nefa azonao atao ihany koa ny manao azy anaty dobo ho an'ireo manana fahafahana amin'izany. Raha te hahazo vokatra tsara nefa isika dia mila manaraka teknika mba ahazoana vokatra mifanaraka amin'ny tanjona.

Noho izany, ireto misy teknika maromaro vitsivitsy tsy maintsy arahana raha te hiompy trondro anaty dobo

- Mila asina valan-jezika ao anatin'ny dobo mba hanamasaka izany satria mila bibikely ny dobo mba ho sakafon'ny trondro
- Mila manisy fiohafan'ny rano na trop plein isika mba tsy hafeni ny dobo ka hahafaty ny trondro ao aantiny
- Mila asina lakan-drano fanariana rano ihany koa izany
- Mila omena sakafo fanampiny na provandy ny trondro raha te hahazo vokatra tsara (Azo vidina vita izany moa azo atao ihany koa ny manamboatra izany)
- Mila jerena matetika ny trondro anaty dobo sao sempotra izy ireo nohon'ny hamasaky ny zezika diso tafahoatra
- Amin'ny ankapobeany dia manomboka amin'ny fahadimy volana ka hatramin'ny 8 volana no maka ny trondro ao anatin'ny dobo

Mbola maro ny teknika tsara arahana fa sombiny ihany ireo. Raha misy azo hanampiana ianao dia hapetrao ao amin'ny kaomantera ao sao mba mahasoa ny hafa ka hiteraka fandrosoana ho an-tsika rehetra.

Mandroso miaraka no tanjona 🤗

Torohevitra nozarain'ny pejy Fermagri Mikolo


Salama oh!🧑‍🍳 Hozarainay aminareo ireo zava-tsoa 10 azo fihinanana trondro 🐟🍴:🍽️ Mitondra singa maro ilain'ny vatanaNy t...
05/08/2023

Salama oh!
🧑‍🍳 Hozarainay aminareo ireo zava-tsoa 10 azo fihinanana trondro 🐟🍴:

🍽️ Mitondra singa maro ilain'ny vatana
Ny trondro dia mitondra protéines betsaka. Milahatra amin'ny hena izy amin'izany. Manan-karena oligo-éléments ihany koa ny trondro izay ilain'ny vatana fa indrindra ny ati-doha. Mitondra vitamine ABDE sy mineraly maro ihany koa.

🍽️ Mitondra vitamine D ho an'ny vatana
Ny vitamine D dia ilain'ny vatana mba hitazomany ny calcium.

🍽️ Mitondra fifaliana ny fihinana azy
Ny oméga 3 (mampalaza ny trondro) dia mampihena ny vokatry ny dépression.

🍽️ Tsara ho an'ny fo
Mampihena ny tranga ana crise cardiaque ny fihinanana trondro

🍽️ Tsy mampatavy
Kely ny tahan'ny matières grasses ao anatin'ny trondro mihoatra amin'ny hena.

🍽️ Mahatsara maso
Manatsara ny fahitana ny fihinanana trondro noho izy manan-karena vitamine A

🍽️ Mitondra protéines
Mitovy amin'ny protéines hita ao anatin'ny hena ny protéines hita ao anatin'ny trondro.

🍽️ Anti-oxydant
Ny vitamine E ao anatiny no mahatonga ny trondro ho anti-oxydant. Ny anti-oxydant dia manatsara ny hoditra ka mitazona ny fahatanorana, mampidina ny tahan'ny mauvais cholestérol, mitazona ny fahasalaman'ny maso, mitazona ny fahasalaman'ny sela any anatin'ny vatantsika.

🍽️ Manatsara ny torimaso

🍽️ Matsiro ny trondro 😋

📃 Mahatsara ny fahasalamana ny mihinana trondro in-droa isan-kerinandro.

Address

Fort-Dauphin
614

Telephone

+261349254600

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fish Farm Anosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fish Farm Anosy:

Videos

Share


Other Fort-Dauphin pet stores & pet services

Show All