Cabinet Vétérinaire De Nosy Be

Cabinet Vétérinaire De Nosy Be Agriculture et élevage

Areti-mandoza ary mahafaty ny aromontana (rage). Io aretina io dia mifindra amin'alalan'ny kekitry na rangotra na filila...
23/01/2024

Areti-mandoza ary mahafaty ny aromontana (rage). Io aretina io dia mifindra amin'alalan'ny kekitry na rangotra na fililafagna faritry maratra izay ataony biby mafana lio toy ny piso, fandroaka (amboa), maki.

Ny 99% ny aromontana misy amin'olo dia azo avy amin'ny alalan'ny kekitry fandroaka.

Azo sorohina tsara anefa izany, avy amin'ny fanaovam-bakisiny.

ka noho izany, mba ho fiarovana ny aromontana amin'ny préfecture de police de Nosy Be, ny Ministeran'ny fambolena sy fiompiana, ary ireo mpiaramombon'antoka aminy dia mikarakara fanaovam-bakisiny faobe maimaimpoana (gratuit) izay atao mandritrany volana février 2024 ho avy izao.

Ka andaisa atao vakisiny ny piso sy ny fandroakanao mba ho voaro amin'aromontana.

Aretimandoza ary mahafaty ny aromontana fa azo sorohina tsara.

Koa mila fanazavana fanampiny kahia vétérinaire 032 66 598 30 na 034 04 489 99

Arrivage des croquettes dibaq pour tous les chats et les chiens de tout ages et tout poids (au Cabinet Vétérinaire de No...
18/12/2023

Arrivage des croquettes dibaq pour tous les chats et les chiens de tout ages et tout poids (au Cabinet Vétérinaire de Nosy Be Hell-Ville et à Darsalam). Livraison possible
Appelez le 0326659830

Formation gratuite en élevage et en agriculture, Mercredi 17 Mai 2023 à la Mairie Hell-ville, Nosy Be.
13/05/2023

Formation gratuite en élevage et en agriculture, Mercredi 17 Mai 2023 à la Mairie Hell-ville, Nosy Be.

Mampahafantatra isika mpiompy rehetra eto Nosy Be fa mirongatra be ny aretin-koditra amin'omby amin'izao.Noho izany, man...
17/02/2023

Mampahafantatra isika mpiompy rehetra eto Nosy Be fa mirongatra be ny aretin-koditra amin'omby amin'izao.

Noho izany, manentana ny mpiompy rehetra mba hiaro ny biby fiompiny amin'ny fiarovana amin'ny "parasite externe" (tahaka ny moko, lalitra, kongona...).

Ny toetr'andro mafana ao anatin'ny mahalegny izao dia tena mampirongatra izy ireny.

Raha misy mampiahiahy dia manantona vétérinaire na antsoy ny numéro 032 66 598 30.

Arrivage des croquettes pour chien et chat.😻🐶
03/02/2023

Arrivage des croquettes pour chien et chat.😻🐶

Croquettes pour chien adulte. 0326659830
02/12/2022

Croquettes pour chien adulte. 0326659830

Croquettes pour chat. 0326659830
02/12/2022

Croquettes pour chat. 0326659830

Vétérinaires de la région DIANA
10/07/2022

Vétérinaires de la région DIANA

Atelier de formation des formateurs APPSA à Diego Vétérinaires sanitaires de la région DIANA, SOFIA et SAVA
06/07/2022

Atelier de formation des formateurs APPSA à Diego
Vétérinaires sanitaires de la région DIANA, SOFIA et SAVA

Bonne chance! Chien de la rue récupéré par quelqu'un qui aime beaucoup les chiens.
26/04/2022

Bonne chance! Chien de la rue récupéré par quelqu'un qui aime beaucoup les chiens.

Opération réussie.
26/04/2022

Opération réussie.

Croquette pour chat. Cabinet vétérinaire de Nosy Be. Tél 032 66 598 30
02/04/2022

Croquette pour chat. Cabinet vétérinaire de Nosy Be. Tél 032 66 598 30

Mes clients, nous sommes à votre service🐂🐕‍🦺🐈‍⬛🐓🐖🐑🐐
29/01/2022

Mes clients, nous sommes à votre service🐂🐕‍🦺🐈‍⬛🐓🐖🐑🐐

Vétérinaires DIANA
25/11/2021

Vétérinaires DIANA

Arrivage des croquettes pour chiots et chiens adultes. Cabinet vétérinaire de Nosy Be, 0326659830.🦮
24/10/2021

Arrivage des croquettes pour chiots et chiens adultes. Cabinet vétérinaire de Nosy Be, 0326659830.🦮

NexGard SPECTRA pour chien : à la fois antiparasitaire interne et externe. Disponible sur commande au Cabinet vétérinair...
18/10/2021

NexGard SPECTRA pour chien : à la fois antiparasitaire interne et externe. Disponible sur commande au Cabinet vétérinaire de Nosy Be, en face de la pharmacie Tsarajoro. 032 66 598 30

12/10/2021
11/10/2021
Réunion des vétérinaires sanitaires des 6 régions à Tamatave : DIANA, SAVA, Analamanga, Alaotra mangoro, Analanjorofo, A...
08/10/2021

Réunion des vétérinaires sanitaires des 6 régions à Tamatave : DIANA, SAVA, Analamanga, Alaotra mangoro, Analanjorofo, Atsinanana.

Maro ny omby tsy afaka mitsangana zao, misy amin'izy ireo no tsy mangery. Ny tsy fahampin-tsakafo sy rano no anisany mah...
24/09/2021

Maro ny omby tsy afaka mitsangana zao, misy amin'izy ireo no tsy mangery. Ny tsy fahampin-tsakafo sy rano no anisany mahatonga izany. Ao amin'ny arrondissement Dzamandzary no matetika ahitana io tranga io. Noho izany, entanina sy ampirisihina anareo mpiompy mba hanaramaso ny sakafo sy ranon'ny biby fiompy mba hisorohana amin'ny tranga toy itony. Raha mila torohevitra, antsoy ny vétérinaire 032 66 598 30. Docteur Noelie

Bonjour, notre dépôt de médicaments vétérinaires est ouvert à Madiro (Andilana, sur la route vers Mont Passot).🐂🐖🐎🐑🐒🐥🐦🐢🦮...
09/09/2021

Bonjour, notre dépôt de médicaments vétérinaires est ouvert à Madiro (Andilana, sur la route vers Mont Passot).🐂🐖🐎🐑🐒🐥🐦🐢🦮🍅🥕🌽🧅🥬🫑

Ny akoho amam-borona dia ahitana kankana izay mety hamparary na hahafaty izy ireo mihitsy. Manontana vétérinaire manonta...
04/09/2021

Ny akoho amam-borona dia ahitana kankana izay mety hamparary na hahafaty izy ireo mihitsy. Manontana vétérinaire manontany ny fomba fikarakarana ny fahasalaman'ny akoho amam-borona.🐦🐥🐤🐓🦆🦃🐔

Pipettes antipuce pour chien et chat. À Hell -ville, en face de la pharmacie Tsarajoro. 0326659830🐈🐕
04/09/2021

Pipettes antipuce pour chien et chat. À Hell -ville, en face de la pharmacie Tsarajoro. 0326659830🐈🐕

Croquettes de marque Dibaq pour chien et chat. Hell-ville, en face de la pharmacie Tsarajoro. 0326659830🐕🐈
04/09/2021

Croquettes de marque Dibaq pour chien et chat. Hell-ville, en face de la pharmacie Tsarajoro. 0326659830🐕🐈

Formation des vétérinaires sur la collecte, le stockage et l'envoi des prélèvements
06/08/2021

Formation des vétérinaires sur la collecte, le stockage et l'envoi des prélèvements

Ny Fièvre de la Vallée du Rift na FVR dia aretina avy amin'ny virus  izay mahazo ny omby, ny ondrikondrika sy ny bengy a...
15/04/2021

Ny Fièvre de la Vallée du Rift na FVR dia aretina avy amin'ny virus izay mahazo ny omby, ny ondrikondrika sy ny bengy ary mifindra amin'ny olombelona.
Ny FVR dia mifindra amin'alalan'ny kaikitry ny moka, na fikasohana ny ra na ny hena, na ny fihinanana ny hena sy ny fisotroana ny rononon'ny biby marary.

Ny fisehony amin'ny biby: fanaviana, malain-komana, harerahana, fivalana, fihenan'ny ronono, fahafa-jaza ary fahafatesana.
Ny fiseony amin'ny olombelona: fanaviana, harerahana, marary maso, marary loha, fahaverezan-drà ary fahafatesana.

Faritra telo no ahitana azy DIANA, Atsimo Andrefana, Vatovavy Fitovinany. Commune maro no ahitana FVR io ao anatin'ny District Ambaja izay ao anatiny faritra DIANA. Noho izany, mba ho fiarovana ny tsy hiparitahany aretina dia tsy mahazo miditra eto Nosy Be ireo omby na ondrikondrika na bengy na koa ny henan'ireo biby avy any Ambanja sy faritra ahitana ny aretina.

Ny fisorohana,
- Tsy mihinana hena na misotro ronono tsy masaka tsara.
- Manatona na miantso ny mpitsabo biby na Vétérinaire raha misy biby marary
- Manatona mpitsabo ny olona marary
- Mampiasa lay misy odimoka ary vonoina ny moka manodidina ny tanàna.
- Sasaina matetika ny tanana rehefa avy mikasokasoka ireo biby.

Raha misy mampiahiahy dia aza misalasala ny miantso ny laharana 032 66 598 30. Vétérinaire sanitaire de Nosy Be

Bonjour! Les "BRAVECTO" sont arrivés. Cabinet Vétérinaire De Nosy Be 032 66 598 30
04/11/2020

Bonjour! Les "BRAVECTO" sont arrivés. Cabinet Vétérinaire De Nosy Be 032 66 598 30

03/11/2020

◾أين يتم قص #أظافر #القطط 🐈 👇

⚠️ يرجى التقرب إلى طبيب بيطري 👨🏻‍⚕️ 🩺 في حالة تلقي صعوبات في عدم التمكن من قص الأظافر.
➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖

⚠️🔴 👈 #صفحتنا تجدون فيها كل ما يتعلق فهي موجهة إلى كل الزملاء #البياطرة و #الطلبة🔝 لا تنسوا #متابعتنا على صفحتنا 🆕 كل يوم من أجل #معلومات أكثر 🙏

⚠️ 🔴 👉 -nous sur 🆕 chaque jour pour découvrir plus d' 🔝 🙏

🐄🐏🐕‍🦺🐈🐇🐓🐔🐥🕊️🐟

Docteur Vétérinaire - طبيب بيطري 👨🏻‍⚕️🩺

31/10/2020

◾La du se réalise :

👉 Tous les 15 jours jusqu’à l’âge de 3 mois, à compter de la naissance du chaton.

👉 Puis tous les mois jusqu’à 6 mois pour les jeunes chats.

👉 Puis tous les 3 mois de façon préventive pour les chats qui sortent régulièrement et deux fois par an pour les autres.

◾ d’un nouvel arrivant
Un nouvel animal (un chat ou un chien), acquis à n’importe quel âge, doit toujours être vermifugé.

▪️La vermifugation du nouveau chat ou du nouveau chien se réalise :

👉 Dès son arrivée dans le foyer.

👉 Puis 2 semaines plus t**d.

👉 Puis tous les 3 à 6 mois, en fonction de la pression parasitaire.

⚠️ Il est conseillé de noter la date à l’avance sur son agenda pour bien respecter la prescription.

⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️⤵️

يتم تنفيذ عند القطط 🐱 😻

👉 كل 15 يوم حتى يصل إلى عمر 3 شهور من ولادة القطة.

👉 ثم كل شهر حتى 6 شهور للقطط الصغيرة.

👉 ثم كل 3 أشهر كإجراء وقائي للقطط التي تخرج بانتظام ومرتين في السنة للآخرين.

◾ التخلص من الديدان عند وصول جديد لقط
يجب دائمًا التخلص من الديدان عند أي حيوان جديد (قطة أو كلب) ، يتم في أي عمر.

يتم إجراء التخلص من الديدان من القط الجديد أو الكلب الجديد:

👉 عند الوصول إلى عيادة.

👉 ثم بعد أسبوعين.

👉 ثم كل 3 إلى 6 أشهر حسب ضغط الطفيل.

⚠️ يُنصح بتدوين التاريخ مقدمًا في دفتر يومياتك للامتثال للوصفة الطبية.
➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖➖

⚠️🔴 👈 #صفحتنا تجدون فيها كل ما يتعلق فهي موجهة إلى كل الزملاء #البياطرة و #الطلبة🔝 لا تنسوا #متابعتنا على صفحتنا 🆕 كل يوم من أجل #معلومات أكثر 🙏

⚠️ 🔴 👉 -nous sur 🆕 chaque jour pour découvrir plus d' 🔝 🙏

🐄🐏🐕‍🦺🐈🐇🐓🐔🐥🕊️🐟

Docteur Vétérinaire - طبيب بيطري 👨🏻‍⚕️🩺

Address

Hell Ville
Nosy-Be
207

Telephone

+261326659830

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet Vétérinaire De Nosy Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


Other Nosy-Be pet stores & pet services

Show All