Zanaka Brown Swiss X-ALASKO eto Madagasikara
Fille des Brown Swiss X-ALASKO à Madagascar.
Ho anao izay hanao insémination antsoy ny 0340121872
Andao zaraina
IREO TOMBOTSOA AMIN'NY "RACE BRUNE/BROWN"
- Laharana faharoa amin'ny famokaran-dronono
- Mahazaka toe-tany mafana izay mety eto amin-tsika
- Mahatohitra mammite na areti-nono ny brune
- Ny rononon'izy ireo dia tena tsara aho an'ny mpanodina satria manan-karena protéine kokoa
- Mafy kitro, indrindra ny OB
NY OLAN'NY MPIOMPY AMINY :
Ny lokony, nefa jereo anie ny hakantony @ vidéo e!
Aza adino ny fihofanana ny 28, 29 Mars sy 01 Avril 2024.
Ny 034 03 895 13 no antsoina @ fanazavana fanampiny
Fiofanana manaraka herinandron'ny 26 Febroary 2024.
Loha-hevitra manokana: FAHASALAMAN'NY OMBIVAVY BERONONO SY NY FITANTANANA MAHOMBIN'NY FIOMPIANA SY FAHASALAMAN'NY OMBIVAVY BERONONO.
Fandriho dieny izao ny toerana fa tena voafetra
@followers
@à la une
@super fans
Save Veto
Izy no GALBA. #Red_Holstein RH izy. Izany hoe Holstein Menamena. Ny vokatra entiny dia manodidina ny 9000kg mahery eo amin'ny fiterena iray.
Manana semence "conventionnel" aminy izahay no sady manana semence "sexée" izany hoe ilay tonga dia vavy.
raha maniry hahazo zanany ianao dia antsoy ny inséminateur SAVE VETO 034 01 218 72