L'élevage du Temple Olive : une passion à partager - Les ATO / LTO / PTO.

  • Home
  • L'élevage du Temple Olive : une passion à partager - Les ATO / LTO / PTO.

L'élevage du Temple Olive : une passion à partager - Les ATO / LTO / PTO. Ceci est une page dédié à nos amours de staff. Un rêve d'enfant qui se réalise; à travers cette page, nous espérons vous faire partager notre passion.

N°1 -- Lucky Luc : satria lery mitifitra rapida bé 😜N°2 -- César : satria lery bé geste nefa misy fotoana mataotra Bitro...
22/04/2024

N°1 -- Lucky Luc : satria lery mitifitra rapida bé 😜
N°2 -- César : satria lery bé geste nefa misy fotoana mataotra Bitro vavy 🙈
N°3 -- Astérix : satria lery pilipitika bé Sy Tia jerijery🤦
N°4 -- Federer : tsy oe manao tennis akory lery. Na oe n°1 mondiale. Fa lery tena élégant bé tsisy ohatran'izany 😏😏

I sy efa afaka manaraka ho an'ireo mitady kalitaombitro. Sarany mitovy amin'ny kalitao 😘

Zeus des ATOZarko des ATO Maison Vannbert Nitro Légitime DémencePédigrée Lom. Tal des ATO (Bis JC ring Angels King born ...
14/04/2024

Zeus des ATO
Zarko des ATO

Maison Vannbert Nitro Légitime Démence
Pédigrée Lom.

Tal des ATO (Bis JC ring Angels King born from woodcastle's dog X Légitime Démence Nice to meet you)

Productions 100% des ATO.

Travailler pour la race et améliorer selon notre feeling.
Des Amstaffs stables
Des Amstaffs joyeux
Des Amstaffs joueurs

On continue le chemin. Même dans le silence le travail de sélection est toujours pointilleux.        Photo :    (Maison ...
22/03/2024

On continue le chemin.
Même dans le silence le travail de sélection est toujours pointilleux.





Photo :



(Maison Vannbert Nitro LD x Tal des ATO)

28/02/2024

Bonne lignée eeee 🙈🙈🙈
Lignée de champion eeee 🙊🙊🙊

Pédigrée ihany no miresaka 👌👌👌

Faly manokana izahay vao manomboka ny vidéo 😍

Géant Papillon Français (Gpf noir) Lahy lehibe manaraka Alefa ho an'ireo mitady atao fondation. Toerana aitana azy Amboh...
06/10/2023

Géant Papillon Français (Gpf noir)
Lahy lehibe manaraka
Alefa ho an'ireo mitady atao fondation.
Toerana aitana azy Ambohitrimanjaka.

Miovaova ny sary 😁 Miovaova ny loko 😀Misaotra Ilay frère bé nanome 🙏 tsy tokoniko anarana fa fantany tsara Io 💪No commen...
22/09/2023

Miovaova ny sary 😁
Miovaova ny loko 😀

Misaotra Ilay frère bé nanome 🙏 tsy tokoniko anarana fa fantany tsara Io 💪

No comment 🤫

Mandeha tsikelikely ato ny fanatsarana e. Tsy atao mafy bé fa Sao tsy araky ny ozabody 🙈 Ho an'ireo   Na   ka mila   hoe...
24/08/2023

Mandeha tsikelikely ato ny fanatsarana e.

Tsy atao mafy bé fa Sao tsy araky ny ozabody 🙈

Ho an'ireo Na ka mila hoe aradalana. Afaka mamaly ny hetahetanareo izahay 😏.
Ho an'ireo Mila bitro 💪.

Natsofoka tao anaty activités amin'izay ilay izy 😁

Amidy. Aquarium nano 2 "vide"   (courbé) mitovy amin'ireo sary ireo. Dimensions 40*23*25Idéal pour Betta Na fanaovana re...
17/08/2023

Amidy.
Aquarium nano 2 "vide" (courbé) mitovy amin'ireo sary ireo.
Dimensions 40*23*25
Idéal pour Betta Na fanaovana reproduction 😉

Prix 100.000ar

Misy ireo mankafy GF - misy ihany koa tena tsy miala amin'ny Gpf. Ny sasany indray ny loko fotsy na albinos ihany no eza...
08/07/2023

Misy ireo mankafy GF - misy ihany koa tena tsy miala amin'ny Gpf.
Ny sasany indray ny loko fotsy na albinos ihany no ezahina atao. Maro koa no mitady izany loko mainty izany nefa.

Ny anay ato amin'ny (na les Lapins du temple olive) kosa Dia ezahinay asiana lokoloko isakazany satria mahafinaritra ny fitambaran'ireo fahasamihafana ireo.

Sary manamarika ny ezaka natao sy ny lalana efa nizorana nandritra izay taona vitsivitsy izay téo amin'ny sehatry ny fio...
18/06/2023

Sary manamarika ny ezaka natao sy ny lalana efa nizorana nandritra izay taona vitsivitsy izay téo amin'ny sehatry ny fiompiana sy fankafizana amstaff.

Vokatra 2 teraka avy tao aminay miady ny amboara ho amstaff tsara indrindra ny taona 2022.

Efa tratra iny ny tanjona lehibe iray aloha fa hiezaka hametraka sy hanatratra tanjona hafa indray isika izao amin'ny manaraka.

Ho an'ilay manontany oe iza no tena sangany amin'ny resaka amstaff eto amintsika.
Samy milaza sangany daholo ny olona miompy Sy mpamokatra satria samy Tia ny azy daholo 😏

Pour infos 😉
25/05/2023

Pour infos 😉

CONSANGUINITÉ :
La consanguinité sont les croisements qui se font entre des chiens de la même race et qui sont proches les uns des autres.
Pour nous comprendre un peu plus, les chiens de race se reproduisaient au début pour créer chaque race particulière. Des croisements entre lignées sont souvent nécessaires pour donner une continuité et augmenter ces caractéristiques (excellent poil, excellente ossature, ne transmettant pas de maladies congénitales, etc.) que chaque éleveur doit et veut mettre en valeur.
Il est extrêmement clair que toutes les caractéristiques qui peuvent causer des problèmes doivent être écartées, mais d'autres sont les critères de chaque éleveur, comme la santé, la structure, la queue, la tête, la dureté des cheveux, l'os, etc.
TYPES DE CROIX :
Les plus utilisés sont :
Le « Linebreeding » (consanguinité ouverte ou lignée) qui est le croisement entre parents proches : oncle avec nièce, tante avec neveu, grand-père avec petite-fille, petit-fils avec grand-mère, cousins ​​avec cousins. Plus la relation entre les parents est éloignée, plus les chances que les qualités bénéfiques des descendants augmentent , et c'est pourquoi dans les consanguins, c'est le type de croisement le plus utilisé par de nombreux éleveurs. (à utiliser pour les éleveurs expérimentés)
Le « Crossbreeding » consiste en des croisements de chiens sans lien étroit, dans le but de créer de nouvelles lignées. Ce type de croisement atteint ce qu'on appelle la "vigueur hybride" ou "l'hétérosis", permettant dans la plupart des cas que les chiots soient plus forts, en meilleure santé, fertiles et plus stables émotionnellement que leurs parents. (recommandé pour les éleveurs qui débutent)
Les pedigrees des chiens nous montrent les différents degrés de consanguinité entre les membres d'une même lignée ou d'autres lignées.
NOTE:
Le gros problème que génère la consanguinité est qu'en plus des vertus, les défauts ou défauts génétiques sont également doublés, et c'est pourquoi l'éleveur qui travaille avec la consanguinité dans son élevage doit connaître très bien ses lignées pour éviter celles qui pourraient transmettre des défauts génétiques. , pour obtenir un bon résultat

1e portée   2023. Heureux du résultat maman et ses 10 chiots se portent très bien. 5 mâles et 5 femelles. Lice :   (Lom)...
29/04/2023

1e portée 2023.
Heureux du résultat maman et ses 10 chiots se portent très bien.
5 mâles et 5 femelles.

Lice : (Lom) -- soeur de notre champion et meilleur amstaff 2022 .
Fille de JC Ring Angels King born for woodcastle (Jr/Lom) x Légitime Démence Nice toi meet you (Lof/Lom).

Étalon : Le protecteur du Temple -- Légitime Démence (Lof/Lom).

Produits 100%

Ohatran'ny tsy mahasosotra kosa e. 😁
07/04/2023

Ohatran'ny tsy mahasosotra kosa e. 😁

Des chiots amstaffs disponibles de suite. ➡️ Visible chez-moi à Ambohitrimanjaka avec leur mère. Père :   (LaLom4) Maiso...
02/04/2023

Des chiots amstaffs disponibles de suite.

➡️ Visible chez-moi à Ambohitrimanjaka avec leur mère.

Père : (LaLom4)
Maison Vannbert Nitro Légitime Démence (Lof/Lom) X Blue wood's Sunshine Zara (LaLom3)

Mère : (LaLom4)
Rider des ATO (Lom) X Savanna (LaLom3)

-- Chiots nés le 12/12/2022 (3 mois 1/2)
-- Vaccin complet ✅
-- Vermifuge à jour ✅
-- Inscription en cours 👌 chiot inscrit LaLom4 avec possibilité de confirmation LOM au prochain MDS 😉

Venez en Mp si vous êtes intéressé.

Fa ahoana ny   no tsara toerana foana rehefa  . Itan'ny karatra foana sady miavaka ny alika oentina. Valiny tsotra sady ...
05/11/2022

Fa ahoana ny no tsara toerana foana rehefa .

Itan'ny karatra foana sady miavaka ny alika oentina.

Valiny tsotra sady fohy ➡️➡️➡️ ny sy .

Efa mizara izany kotrana izany izahay izao miaraka amin'ny https://www.facebook.com/profile.php?id=100085820177532
ka raha maniry hanana alika miavaka dia tongava miara-mikotrana aminay 😉

Ho an'ireo sairana mitady GPF ampanarahana. Eto izahay dia miezaka mamaha ny olanareo. 1- ao ilay efa misy point 😉2- ao ...
10/10/2022

Ho an'ireo sairana mitady GPF ampanarahana.
Eto izahay dia miezaka mamaha ny olanareo.

1- ao ilay efa misy point 😉
2- ao koa ny uni-bleu 👌
3- ny uni-noir manome toky 😏
4- raha mila tsipika be ianareo dia misy koa 😱

Lahy 4 be izao afaka isafidiananareo manana gpf vavy maniry haka taranaka tsara 😁.

Toerana tsy miova : Ambohitrimanjaka ihany. Rehefa manana fotoaa kely iandrasana dia tongava fa tsy maintsy vita eo no eo ny tanjontsika.

GPF lahy sao mahaliana antsika. Amin'ilay manoratra tsara hoy ny filaza azy. Vao iditra amin'ny sehatry ny famokarana le...
08/10/2022

GPF lahy sao mahaliana antsika.

Amin'ilay manoratra tsara hoy ny filaza azy. Vao iditra amin'ny sehatry ny famokarana lery izao.

Sary fahatsiarovana.   Ho an'izay mitady bitro tsara. Aza misalasala manantona sy miantso anay fa vonona izahay hanome n...
30/09/2022

Sary fahatsiarovana.


Ho an'izay mitady bitro tsara. Aza misalasala manantona sy miantso anay fa vonona izahay hanome ny tsara anao sy hanoro anao araka izay fahalalana kely hainay.

Manana faniriana hianatra sy hanao zavatra tsara dia atao izay ezaka rehetra aloha. Mianatra. Miezaka.
30/09/2022

Manana faniriana hianatra sy hanao zavatra tsara dia atao izay ezaka rehetra aloha.

Mianatra.
Miezaka.

Address


Telephone

+261343784923

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'élevage du Temple Olive : une passion à partager - Les ATO / LTO / PTO. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to L'élevage du Temple Olive : une passion à partager - Les ATO / LTO / PTO.:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Pet Store/pet Service?

Share