Nine k9 Madagascar

  • Home
  • Nine k9 Madagascar

Nine k9 Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nine k9 Madagascar, Pet service, .

Miarahaba antsika rehetra ☺️Arakin'ny Fandaminana dia toy izao ny fizotran'ny fiarahantsika izay ho tontosaina eny Amboh...
29/02/2024

Miarahaba antsika rehetra ☺️
Arakin'ny Fandaminana dia toy izao ny fizotran'ny fiarahantsika izay ho tontosaina eny Ambohibao Morondava ao amin'ny Villa "zoky cool" ny 10 Mars 2024 ho avy izao ( repère : Terminus 112)

9:00 Randonné tsy Dia lavitra iarahana amin'ireo race hafa Tonga manotrona ny hetsika. ( Mety tsy haharitra adin'ny 1 satria ny Américan Bully tsy Dia azo entina mandeha ela loatra)

10:00 Tafatafa sy fizarana ataon'ireo Maître chien avy ao amin'ny Nine k9 Madagascar momban'ny Fitaizana aliaka amin'ny ankapobeny Ary fotoana afahan'ireo mpitaiza mametraka fanotaniana manodidina an'izay.

10:40 défilé Handraisan'ireo aliaka rehetra Tonga manotrona anjara ( hisy ny coup de coeur ho an'izay aliaka mendrika hahazo izany Ary tsy mifidy fa izay race rehetra eo)

11:00 Fampafahantaran'ny Club ABKCM momban'ny Américan Bully sy ny tontolony isan-tsokajiny amin'ireo catégorie sy Type izay efa misy eto amintsika Ary hizarana ny tolokevitra ho an'ny fanatsarana ilay race.

11:45 Fizarana torohevitra momban'ny sakafon'ireo aliaka iarahana amin'i Andriamisaina distributeur exclusif Gosbi Madagascar.

12:00 Fizarana torohevitra sy ireo izay mety hahasoa momban'ny Fahasalaman'ny aliaka iarahana amin'ny SOS Vétérinaire Madagascar

12:15 Fiaraha-misakafo ho an'ireo izay manatrika ny fivoriana sy Tafatafa iarahana amin'ireo izay membre Officiel ABKCM sy izay maniry hiditra na Haka torohevitra momban'ny Race American Bully
( marihana fa efa misy sakafo sy zavam-pisotro iarahana amin'ny mpikarakara eny an- toerana)

13:45 Fizarana loka ho an'ireo aliaka mendrika indrindra Tonga nanatrika ny hetsika (Américan Bully & race hafa )

14:15 mitohy ny lanonana

PS: Efa misy billet disponible azo jifaina mialoha izay ahazaona boisson PM amin'ny sarany 10.000 ariary

Contact FB: Dogilah Légende Velona
Dress Dog Mada
Koto Manana Andrian'Itokiana Nasolo

Mirary SOA Ary manantena ny fahatongavanareo

Tena marina ve fa misy Maitre Chien vehivavy ?😊 Eny tompoko ! Zahay Nine K-9 Madagascar zao dia manana Maitre vehivavy i...
26/02/2024

Tena marina ve fa misy Maitre Chien vehivavy ?😊
Eny tompoko ! Zahay Nine K-9 Madagascar zao dia manana Maitre vehivavy iray😊 mahavita mitondra alika fa tsy jerena aminy hoe maha vehivavy azy😁
Mahafaly anay ary ny manolotra anareo fa anisany ny namanay izy😊 izay antsoina hoe Maitre Aina✨ aza misalasala raha misy hilaivanareo anazy na anay!

Contact : 0344897779

🍻🔥 rendez- vous le 10 mars 2024 à Zooky cool Ambohibao
09/02/2024

🍻🔥 rendez- vous le 10 mars 2024 à Zooky cool Ambohibao

Événement voalohany amin'ity taona ity hiarahana amin'ny Nine k9 Madagascar sy ny Club Américain Bully izay hizotra toy izao:

Ety ampiandohana dia lazaina fa afaka mandeha doly ny race rehetra 😁🥰

Parti I : Hisy atelier sy randonné hiarahana amin'i MC Ni-avo Ismaël sy Dress Dog Mada izay hanasana ireo mpitaiza aliaka rehetra tsy mifidy race momba ny fitaizana amin'ny ankapobeny.

Parti II : -Hivalapatra kokoa amin'ny Fahampafantarana ny race American Bully isan-tsokajiny (catégorie, type, mise à jour amin'ny Référence ana production sy standard de la race )
exposition an'ireo aliaka Nafarana sy ireo taranany anisan'ny loharano nipoiran'ireo Américan Bully Tonga voalohany teto Madagascar depuis 2011i izay tracé ao amin'ny Club.
-Exposition an'ny American bully mbola tsy anaty club
- Défilé toute race confondu sy remise de lot ho an'izay aliaka mahazo ny coup de coeur amin'io andro Io.

Parti III : Hiaraka hitafatafa & hianatra zavatra vaovao hiarahana amin'i Toavina Andriamisaina isika aminy io fotoana io! Omano dieny izao ny fanotaniana fa hisy fotoana afaka hametrahanao fanotaniana any😊

Parti IV : chill iarahan'izay Tonga manotrona sy fandraisana ny mombamomban' ireo izay maniry hiditra membre Officiel.

Parti V : Hisy Conseils Vétérinaire hiarahana aminy ry zareo SOS Vétérinaire Madagascar fotoana io! Ary ry zareo no hiandraikitra ny premier secours raha sanatria misy ny sampona aminy io fotoana io! Omano koa ny fanotanina momba ny fahasalamana aminy io fa hela hela ndray vao mety ahita any zareo mivantana sady afaka hamaly ny fanotanian-tsika otranio ry zareo🥰

Snack assuré par Anat saha

Paf 10000 ariary ( boisson PM offert )

Infoline:
Dogilah Légende Velona ( 034 48 977 79 )
manana
Choix de L'Amour ( 033 87 375 38 )

Ndao hiala voly eh, ✨sady hianatra zavatra😁
25/01/2024

Ndao hiala voly eh, ✨sady hianatra zavatra😁

🐾 Cours d'Éducation Canine, Randonnée et Socialisation 🌳

Bonjour à tous les amoureux des chiens d'Antananarivo et d'ailleurs! 🐶 Rejoignez-nous ce dimanche à partir de 8h30 à 67ha pour le début de notre série de cours d'éducation canine, randonnée et socialisation!

Au programme :
- 🏞️ Randonnées pittoresques pour explorer la beauté de 67ha.
- 🧠 Psychologie canine : Comprenez mieux votre compagnon à quatre pattes.
- 🤝 Conseils personnalisés : Des astuces pratiques pour renforcer votre lien avec votre chien.
- 🐾 Socialisation : Offrez à votre chien l'opportunité de rencontrer de nouveaux amis à poils et à plumes.

📣⚠️Réservation Obligatoire: Si vous souhaitez participer, envoyez-nous un message privé ou appelez-nous pour réserver votre place! Cela nous permettra d'adapter le programme en fonction de l'âge et du comportement de votre compagnon canin.

🚀 🐾Le départ sera donné à 67ha, et nous allons explorer ensemble les coins pittoresques d'Antananarivo lors de nos prochains rendez-vous! 🐾 Que vous soyez débutant ou expert, chaque chien et son maître sont les bienvenus! 🐕💙 Venez partager des moments inoubliables avec d'autres passionnés de chiens.

📍 Lieu : 67ha près de jesosy mamonjy ( visite sur google Maps sur le nom de Dress Dog Mada )
⏰ Début : 8h30
📅 Date : Ce dimanche 28 janvier 2024

N'hésitez pas à inviter vos amis à fourrure et leurs humains! 🐾✨ On a hâte de vous voir pour cette édition de"Cours d'Éducation Canine" chez Dress Dog Mada. 🐕🎉

Partenaires : Nine k9 Madagascar / Gasy tia alika

Contact : 033 87 375 38 / 034 38 092 99
_________________________________________

Andao
23/01/2024

Andao

Tena faly zahay! Tena faly izahay! Tena feno hafaliana ny fonay✨ Ny antony!? - nahavita nanome izay mba vita anay izahay...
21/01/2024

Tena faly zahay! Tena faly izahay!
Tena feno hafaliana ny fonay✨
Ny antony!?
- nahavita nanome izay mba vita anay izahay tamin'ny Biby ( namahana izay teny aminy izay nolalovanay😁 ) ary feno napinono maro maro ary nisy chiots maro maro😊
- nahavita nanatitra izay vita anay tao amin' ny refuge iray tao Ambatobe ihany koa izahay😊 Refuge Tanisoa ( Animal Voice Madagascar )
- nisy tso-po napandefa akanjo ho an'ireo olona sahirana eny andalana koa izahay! Iny mety ho tohizana ao aorina kely ao fa misaotra ho an'ilay nanome ilay lamba ho azy ireo!

Misaotra! Misaotra an-tsika rehetra izahay satria tsy zahay Nine k9 Madagascar irery no nanao ilay Giveaway fa maro ianareo no nandefa fanampiana na dia tsy afaka ary😊 misaotra fa nahafinaritra ny fiarahana na nisy olona mbola tsy nifankahalala & nifankahita taminay ary ianareo ! Mankasitraka✨ misaotra anareo namana ato anatiny ny tontolon'ny alika tonga nanampy! 😁 Misaotra ny mpahandro ny sakafo izay nozaraina😁✨ misaotra fa tsy nisy niaingitraingitra tao na taiza na taiza toerana namahanana alika💗 tsy hitanay ekipa Nine K-9 Madagascar ny fomba hanehonay azy aminareo fa Misaotra ! Mankasitraka ! Mankatelina💗💗💗

MC Eugène Rakotorahalahy Paulin Éducateur Canin Zo Ras Éducateur Canin Zoubeir Asraf Dogilah Légende Velona Fidèle Razanakoto MC Nambinintsoa Rasoanaivo Dress Dog Mada Dressage Chien de Garde KIT n'ALIKA Hasina Andria MC Avotra Rakotoarizo Choix de L'Amour

Nine k9 Madagascar dia mirary taona  Zina ho an-tsika rehetra 💗 ary mirary alika ho tomady & tendakanina ary hendry😁💗
03/01/2024

Nine k9 Madagascar dia mirary taona Zina ho an-tsika rehetra 💗 ary mirary alika ho tomady & tendakanina ary hendry😁💗

26/12/2023

Ho avy tsy ho hela ny vidéo fa ankafizo aloha ny sombiny🥰
Abonnez-vous 🥰

Dress Dog Mada MC Avotra Rakotoarizo Nine k9 Madagascar

Ny ekipan'ny  K9 Madagascar dia mirary krismasy sambatra hoantsika rehetra🤲🏽❤️ Enga anie handroso amin'ny fahamarinana, ...
25/12/2023

Ny ekipan'ny K9 Madagascar dia mirary krismasy sambatra hoantsika rehetra🤲🏽❤️
Enga anie handroso amin'ny fahamarinana, fahasalamana ary ezaka hatrany isika mianakavy. Zava dehibe loatra ho antsika izao fotoana izao fa tsy fety fotsiny ihany. Fotoana ho an'ny fifamelana, firaisan-kina ary fanantenana ho an'ny ho avy.

🥰

Mahafaly anay ny mapahalala anareo fa efa misy Nine k-9 indray any Toliara any! ✨ Koa nareo izay mila ny service anay an...
24/12/2023

Mahafaly anay ny mapahalala anareo fa efa misy Nine k-9 indray any Toliara any! ✨ Koa nareo izay mila ny service anay any dia afaka mandefa mp anay dia afaka omena ny laharana any😊
Mitomboa hasina hatrany less😊

Bonjour🥰Misy vaovao isika ..Rehefa tafaresaka izahay tao @ Nine k9 Madagascar omaly , tsy inona akory izany fa ilay resa...
15/12/2023

Bonjour🥰
Misy vaovao isika ..
Rehefa tafaresaka izahay tao @ Nine k9 Madagascar omaly , tsy inona akory izany fa ilay resaka give away 🙂
Efa nisy date tapaka tao efa misy olona ihany ko vonona ny ahandro ilay sakafo (isaorana manokana izy)
Araka ilay publication tamin'ny heritaona dia betsaka ianareo te handray anjara ko ka izay indrindra no antony ity topic ity hoe hoantsika izay vonona ny hanampy anay dia afaka mandefa mp aty amiko ka hananganana groupe manokana .(ialana tsiny hoan'ireo izay efa niresaka ka tsy voavaly tompoko🙏🏻)
Marihana fa tsy io andro iray io ihany activite ho ataontsika fa misy maromaro samihafa 😛
Efa betsaka ny projet napetrakay ho amin'iny 2024 iny👌
Ko andao ary e🤲🏽 andao ifanohana ❤️
Ampitapitao 😊❤️

😊

Ko aza misalasala ary manantona tompoko❤️

Misaotra Janga ❤️🙏🏻Raha misy amintsika any Janga any ka te ampianatra ny alikany dia efa misy ekipanay any izay tarihin'...
28/11/2023

Misaotra Janga ❤️🙏🏻

Raha misy amintsika any Janga any ka te ampianatra ny alikany dia efa misy ekipanay any izay tarihin' i Zo Ras Éducateur Canin izay president Nine k9 Madagascar ao Janga ❤️🙏🏻

Ianareo ko ve efa tany!? Sa vao ho any ? Sa te ho any!?🤣 Tsy aiko ze any aloha fa nenay tsy maintsy tonga any✨  & alahad...
09/11/2023

Ianareo ko ve efa tany!? Sa vao ho any ? Sa te ho any!?🤣 Tsy aiko ze any aloha fa nenay tsy maintsy tonga any✨
& alahady izao ny fotoana any ze mazaka makany izany😁🤣

@followers

Eh eh eh!!! ✨ Te hampafantatra anareo fotsiny zahay hoe zahay ato @ Nine k9 Madagascar manao ny service d'accouplement n...
29/10/2023

Eh eh eh!!! ✨ Te hampafantatra anareo fotsiny zahay hoe zahay ato @ Nine k9 Madagascar manao ny service d'accouplement na Saillie ! manomboka @ saillie mora indrindra hatraminy ny sarotra indrindra! 😁 Efa misy anay doly na eto Tana na Any antsirabe na any Majunga🇲🇬
Manao insémination artificielle hiany koa zahay😁 koa aza misalasala mandefa afatra miafina😁

Dogilah Légende Velona & Choix de L'Amour ny sary anio😁

Salanitra eh😁Faly zay mampilaza anareo fa nahazo olona lehibe matotra zay afaka mananatra! Rahalahy afaka miara miasa! A...
26/10/2023

Salanitra eh😁
Faly zay mampilaza anareo fa nahazo olona lehibe matotra zay afaka mananatra! Rahalahy afaka miara miasa! Ary olona feno traik'efa afaka hifampizara & hapitombo ny zavatra hainay✨ mahafaly anay ato Nine k9 Madagascar mampiseo anareo any ny tena Légende Velona ✨ ilay manao satroka tsihy fa tsy ilay mialokaloka 🤣 Andrianarivony Narison Ra Hery

22/10/2023

Zalah an!!! Ao ny afatra🙄 rehefa tsy mahay manazava zavatra tsara otrany izany ny éducateur anareo tonga avy any dia mila miheritreritra tsara aloha😁
Izy ny Éducateur Canin anay ao antsirabe ho any izay mila ny service anay☺️
Paulin Éducateur Canin manala sarotra less☺️

Salama tompoko oh😊❤️Mahafaly anay ato aminy Nine k9 Madagascar ny mandray an'i  Ras Éducateur Canin  ho anisany  namanay...
07/10/2023

Salama tompoko oh😊❤️
Mahafaly anay ato aminy Nine k9 Madagascar ny mandray an'i Ras Éducateur Canin ho anisany namanay!

Maro tokoa isika any amin'ny faritra no manotany anay foana hoe nga tsy ho asiana Nine K9 mihintsy any aminareo! Aza matahotra fa ho fenointsika erak'i Madagascar ary izay no anisan'ny tanjo-tsika🥰♥️ alika hendry fiainana milamina! ☺️
Ny efa misy anay izany zao dia Antsirabe hiarahana Paulin Éducateur Canin ary Majunga izay misy an'i Zo Ras Éducateur Canin 😁 Ary ny eto Analamanga mazava ho azy izay misy anay 7 mirahalahy🥰

Ny service azonay omena anareo dia :
- Éducation & rééducation
- Toilettage
- Promenade
- Accouplement ( saillie ) naturel ou artificielle ( insémination )
- Obéissance
- Socialisation
- Conseils et coaching
- ....
Koa aza misalasala ary miantso😁 mahazo misafidy ny Maitre tinao handray anao koa enao ato aminay fa afaka tonga dia hezahanay tolorana izay Maitre akaiky anao koa☺️

Contact Dogilah: 034 48 977 79 ( PDG.Nine K9 ) ☺️

Ho ela velona isika mpisehatra ato amin'ny tontolon'ny ALIKA❤️
@à la une

❤️ FISAORANA Ialanatsiny indrindra raha izao vao anao ny fisaorana noho ny antony maro samihafa,   Misaotra eram-po, era...
18/09/2023

❤️ FISAORANA

Ialanatsiny indrindra raha izao vao anao ny fisaorana noho ny antony maro samihafa,
Misaotra eram-po, eran-tsaina tompoko tamin'ny fahatongavanareo ny 20 août lasa teo tao ivato izay hetsika natao ho fanomezamboninahitra an'i Tompokolahy Lee-an,
Misaotra ny Dog and Co, misaotra ny veterinaire rehetra izay tsy nisalasala namaly ny antso, misaotra an'i Andriamisaina nitondra ny anjara birikiny, misaotra ny mpaka sary sy ny videaste, misaotra ny Kolo TV, misaotra an'i Viva viva, misaotra ny Tend-ak'anina, misaotra ny club de race izay tonga teny antoerana sy ireo nanome anjara birikiny, ary isaorana isika rehetra izay mpanotrona satria raha tsy misy anareo dia ho foana ny hetsika.

Mbola maro be ny tsy voaisa fa misaotra e, misaotra indrindra tompoko tamin'ny fitiavanareo anay ❤️
Amin'ny manaraka indray tompoko,
Mbola ho eo foana izahay miaraka aminareo raha misy fifanampiana sy fiarahamiasa 💓

🚫 Ofisialy

Hambara amin'ny fomba ofisialy fa tsy anisan'ny mpikambana ato amin'ny NINE K9 Madagascar intsony i Yodah Masjah.

Mankasitraka tompoko ☺️
Mbola hitohy...

Finaritra! 😁Mahafaly anay ny mampilaza antsika izay te hisitraka ny service anay Nine K-9 Madagascar ao antsirabe fa iPa...
31/08/2023

Finaritra! 😁
Mahafaly anay ny mampilaza antsika izay te hisitraka ny service anay Nine K-9 Madagascar ao antsirabe fa iPaulin Éducateur Caninn dia anisany ny membres anay izay ao antsirabe ary afaka mandray anareo izy🥰

Fa ho an-tsika eto Tana mbola vonona afaka miara miasa tsara aminareo zahay ary afaka miditra mp🥰
Contact : 034 42 962 76 MC ( Paulin )

13/08/2023





A nos chers amis petlovers, doglovers, 🐕‍🦺🐈

Comme certains d'entre nous le savent, ou pas , Lee An Randrianarison nous a quitté le mois de Mai dernier . Lee était un éducateur canin et un grand passionné du monde animal.❤️❤️

Une journée de rencontre canine , initiée par Nine K-9 en sa memoire , se tiendra le 20 Aout 2023, à partir de 8h30 à Ivato Mamory CRFDC 🐕‍🦺🐕‍🦺

Venons en masse , et rendons hommage à notre ami ❣️❣️

Plusieurs activites sont egalement au programme❣️

Hiakatra ao Nine k9 Madagascar hanazava ny momba momba ny hommage ho any MC -an @ 20 Août ho avy izao🥰Dogilah Légende Ve...
10/08/2023

Hiakatra ao Nine k9 Madagascar hanazava ny momba momba ny hommage ho any MC -an @ 20 Août ho avy izao🥰

Dogilah Légende Velona Choix de L'Amour MC Avotra Rakotoarizo Yodah Masjah MC Ni-avo Ismaël Fidèle Razanakoto MC

😊👏Allô allô!Ity hetsika ity dia hommage hoan'i Tompokolah Pawzitive Lee-an Randrianarison ❤Tsy  navelanay .... Ny ezaka ...
25/07/2023

😊👏Allô allô!
Ity hetsika ity dia hommage hoan'i Tompokolah Pawzitive Lee-an Randrianarison ❤
Tsy navelanay .... Ny ezaka vitany f ho tohizanay ary natao manokana ho hitantarana & hifampiresahana ny soa izay nataony ny fotoana io😁
Indro ary ny evennement antsika manaraka izay atao ny 20 Aôut 2023 ao amin'ny CRFDC Gendarmerie Ivato😁
Hetsika ihany ko natokana hanampiana ny vady amanjanany 3 mianaka❤
Ko satria firaisankiana no hery , ny erikerika mahatondra drano😉
Tsy misy ny vidimpidirana fa misy urne kely izay eo amin'ny fidirana izay handatsahanareo izay foy 😊❤
Ny vola azo amin'io dia atolotra hoan'izy mianaka entiny miatrika ny fiainany ❤

Nine k9 Madagascar MC Ni-avo Ismaël MC Avotra Rakotoarizo MC Eugène Rakotorahalahy Dogilah Légende Velona Choix de L'Amour Nambinintsoa Rasoanaivo Yodah Masjah Fidèle Razanakoto MC

Mr Nino DrowaertPresque efa Maka tahaka azy daholo Ny Dresseur sy Freestyler amin'izao fotoana!Izy no anisany nanaparita...
14/04/2023

Mr Nino Drowaert

Presque efa Maka tahaka azy daholo Ny Dresseur sy Freestyler amin'izao fotoana!

Izy no anisany nanaparitaka ilay Freestyle betsaka indrindra
Ary instructor Canino ihany koa izy ankehitriny na hoany Civil na hoany Police izany

manao Master Class sy Zoom foana izy. Izany hoe mampianatra na avy lavitra aza ny olona..

Firenena maro samy hafa no manaraka azy ary mianatra aminy anisan'izany Madagascar izay manana solotena vitsivitsy amin'ny mpianatrany...

Marihana fa tsy Freestyle irery no Hampianariny fa Ny WORKING DOG ihany koa

Ireny Karazana Freestyler hitantsikia ireny dia Mpianany avokoa raha eto Madagascar raha toa mampiasa ireny Figure ampiasainy ireny

Ny Soa dia Fianatra

STS K9 - Nino Drowaert

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nine k9 Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Pet Store/pet Service?

Share