Réhydratation des cheveux bouclés
Disponible chez Capicare
🌸 AVANT APRÈS KELINAY ANIO 🌸
Tuto coloration Cheveux bouclé no ho zaraiko anareo androany ; tsotsotrakely fa ny tena important dia rehefa manao coloration ato amiko ianareo dia hoe :
🔥🔥Tsy misy boucle very na dia kely aza🔥🔥
🔥🔥 0 Dégât 🔥🔥
Infoline : 0349165886
WhatsApp : 0387652094
Coucou daholo 🥰🥰
Coloration sans ammoniaque no ampiasaintsika rehefa mandoko ny cheveux texturés anareo isika.
☑️ Tsy misy boucle very velively
☑️ Tsy maina ny volonao
☑️ Ary tsy ho vakivaky ihany koa
À condition : Manaraka ny conseils izay omena kosa anefa.
🏷️ Tarif Coloration à partir 60 000Ar
Jereonareo anie e ; na izy na izaho dia samy hafapoa tanteraka e.
Aza misalasala maka rendez-vous
0349165886 ou mp directement
WhatsApp : 0387652094
Hello gyus 🥰🥰 efa manao ONGLERIE ihany koa anie isika e!! Tsy voatery mivezivezy be intsony ianareo
Modèle tsotsotra no natao teto
Manicure
Pedicure
Pose vernis permanent
Pose faux ongles
Ireo aloha no disponible fa hoavy atsy ho atsy ny ambiny 😘😘
Sur rendez-vous uniquement
0349165886 ou mp directement
Passez chez Capicare pour sublimer vos cheveux 💌
Diagnostic et Conseils GRATUIT
Styling
Haircut
Coloring
Coiffure Événementiel
Pose deco et Refresh
HairStyle : pose queue de cheval,Chignon...
Eyelash extension
Infoline : 0349165886
Lieu : Tanjombato
Lampe demi Lune Spéciale SALON.
� 210 000Ar
DISPONIBLE SUR COMMANDE
Livraison Tana Province
0349165886
Alindalina tsy dia mazava tsara ny sary fa tianay foana ny mizara azy e!!
🧾 Prestation : Styling
Restructuration des boucles. Remise en état
0349165886 ou pp directement