20/11/2024
Mena i Madagasikara, menan'ny doro ala sy doro tanety. May ny natiora, may ny biby, maina ny tany, mikorontana ny toetr'andro, mitombo ny aretin-tratra.
Iza no nahatonga izany? Ny olombelona ihany no fahavalon'ny olombelona.
Ity no anjara fanentananay satria tsy misy ny hoavy raha tsy misy ny natiora.
Manomboka amiko, aminao ny fiovàna fa raha tsy izany dia miara-maty eto isika.
Larry Andriary.